Genesis 42:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy: Reko fa misy vary any Ejipta; andeha midina any ianareo ka mividiana ho antsika mba ho velona isika fa tsy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Indro reko fa hoe misy vary any Ejipta, koa andeha midina any ianareo, hividy ho antsika, mba ho velona isika fa tsy ho faty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro, reko fa misy vary any Ejipta. Koa andeha midina any mividy vary ho antsika, mba ho velona isika fa tsy ho faty.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy koa izy: Indro, efa reko fa misy vary any Egypta; andeha midina any ianareo, ka mividia ho antsika, mba ho velona isika, fa tsy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy: Reko fa misy vary any Ejipta; andeha midina any ianareo ka mividiana ho antsika mba ho velona isika fa tsy ho faty.
malagasy
Dia hoy koa izy: Indro, efa reko fa misy vary any Egypta; andeha midina any ianareo, ka mividia ho antsika, mba ho velona isika, fa tsy ho faty.