Genesis 42:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy; dia ho hita fa marina ny teninareo ka tsy hovonoina ianareo. Dia nataon’izy ireo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy; dia ho hita fa marina ny teninareo, ka tsy ho faty ianareo.» Dia nataony izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy, amin’izay dia ho voaporofo fa marina ny teninareo ka tsy ho faty ianareo. Dia nanaiky izany izy,
Malagasy Bible 1865
ary ny zandrinareo faralahy dia ento mankaty amiko; dia ho hita fa marina ny teninareo, ary tsy hovonoina ianareo. Ary nataony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy; dia ho hita fa marina ny teninareo ka tsy hovonoina ianareo. Dia nataon’izy ireo izany.
malagasy
ary ny zandrinareo faralahy dia ento mankaty amiko; dia ho hita fa marina ny teninareo, ary tsy hovonoina ianareo. Ary nataony izany.