Genesis 42:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Robena taminy: Moa tsy efa niteny taminareo va aho hoe: Aza manota amin’ny zaza? Nefa tsy mba nihaino ianareo. Koa indro, adinina amintsika izao ny rany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny tamin’izy ireo i Robena ka nanao hoe: «Tsy efa nilazako va re ianareo fa hoe: Aza manota amin’ny zaza? Nefa tsy nohenoinareo akory izany; ka indro arahina amintsika izao ny rany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny i Reobena hoe: –Moa tsy efa nilaza taminareo ve aho hoe: «Aza manao heloka bevava amin’i Jôsefa leiretsy», kanefa tsy nihaino ahy ianareo. Koa izao dia manody antsika ny rany.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly azy Robena ka nanao hoe: Moa tsy niteny taminareo va aho ka nanao hoe: Aza manota amin'ny zaza? nefa tsy mba nihaino ianareo; koa indro fa adinina ny ràny izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Robena taminy: Moa tsy efa niteny taminareo va aho hoe: Aza manota amin’ny zaza? Nefa tsy mba nihaino ianareo. Koa indro, adinina amintsika izao ny rany!
malagasy
Dia namaly azy Robena ka nanao hoe: Moa tsy niteny taminareo va aho ka nanao hoe: Aza manota amin'ny zaza? nefa tsy mba nihaino ianareo; koa indro fa adinina ny ràny izao.