Genesis 42:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatr’izy ireo fa nahafantatra ny teniny i Josefa satria nisy mpandika teny niresahany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatr’izy ireo ho nahalala ny teniny i Josefa, satria mpandika teny no niresahany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nampoizin’ireo hoe fantatr’i Jôsefa ny teniny, satria mpandika teny no niresahany taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo tsy mba nahalala fa Josefa nahafantatra ny teniny, satria nisy mpandika teny niresahany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatr’izy ireo fa nahafantatra ny teniny i Josefa satria nisy mpandika teny niresahany taminy.
malagasy
Ary izy ireo tsy mba nahalala fa Josefa nahafantatra ny teniny, satria nisy mpandika teny niresahany taminy.