Genesis 42:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana izy ireo dia nambaran’izy ireo taminy izay rehetra nanjo azy ka hoy izy ireo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina tany amin’i Jakôba rainy, tany amin’ny tany Kanaana, izy ireo, dia notantarainy taminy avokoa ny nahazo azy, ka hoy izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany Kanahàna teo amin’i Jakôba rainy izy ireo, dia nitantara taminy ny zava-niseho rehetra ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany amin'i Jakoba rainy, tany amin'ny tany Kanana izy, dia nambarany taminy izay rehetra efa nanjo azy, ka hoy izy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana izy ireo dia nambaran’izy ireo taminy izay rehetra nanjo azy ka hoy izy ireo:
malagasy
Ary tonga tany amin'i Jakoba rainy, tany amin'ny tany Kanana izy, dia nambarany taminy izay rehetra efa nanjo azy, ka hoy izy: