Genesis 42:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’i Josefa mba hividy vary any Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa nidina hividy vary any Ejipta ny rahalahin’i Josefa folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina tany Ejipta ireo zokin’i Jôsefa folo lahy mba hividy vary.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin'i Josefa mba hividy vary tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’i Josefa mba hividy vary any Ejipta.
malagasy
Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin'i Josefa mba hividy vary tany Egypta.