Genesis 42:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny teny nataon-dRalehilahy tompon’ny tany taminay, fa nataony ho mpitsikilo izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon’ny tany taminay, fa nataony ho mpisafo tany izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ilay lehilahy tompon’ny tany dia nandrahona anay ka nilaza anay ho mpitsikilo.
Malagasy Bible 1865
Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon'ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny teny nataon-dRalehilahy tompon’ny tany taminay, fa nataony ho mpitsikilo izahay.
malagasy
Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon'ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.