Genesis 42:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izahay taminy hoe: «Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy izahay taminy: Olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo akory!
malagasy
Ary hoy izahay taminy: Olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory;