Genesis 42:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny iray, ary ny faralahy dia any amin’ny rainay any amin’ny tany Kanana ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no iray ray; ny iray tsy velona intsony, ary ny faralahy any amin-drainy any amin’ny tany Kanaana izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay, ka ny iray dia efa tsy ao intsony fa ny faralahy kosa dia nijanona any Kanahàna miaraka amin’ny rainay.»
Malagasy Bible 1865
roa ambin'ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny anankiray, ary ny faralahy dia any amin'ny rainay any amin'ny tany Kanana ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny iray, ary ny faralahy dia any amin’ny rainay any amin’ny tany Kanana ankehitriny.
malagasy
roa ambin'ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny anankiray, ary ny faralahy dia any amin'ny rainay any amin'ny tany Kanana ankehitriny.