Genesis 42:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy dia ho fantatro fa tsy mba mpitsikilo ianareo fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo ka hahazo hivarotra eto amin’ny tany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ento mankaty amiko ilay zandrinareo faralahy. Dia ho fantatro fa tsy mpisafo ianareo, fa olo-marina; ka amin’izay haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hanao varotra amin’ny tany ianareo.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy. Amin’izay dia ho fantatro fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina tokoa; dia haveriko aminareo i Simehôna rahalahinareo, ary hahazo mivezivezy eto amin’ny tany ianareo.»
Malagasy Bible 1865
ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy, dia ho fantatro fa tsy mba mpisafo ianareo, fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo, ka dia hanao varotra eto amin'ny tany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy dia ho fantatro fa tsy mba mpitsikilo ianareo fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo ka hahazo hivarotra eto amin’ny tany ianareo.
malagasy
ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy, dia ho fantatro fa tsy mba mpisafo ianareo, fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo, ka dia hanao varotra eto amin'ny tany ianareo.