Genesis 42:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nandraraka izay tao anatin’ny lasakany izy ireo dia indro, ny volany dia tao am-ponosana samy tao anatin’ny lasakany avy. Nony nahita ny volany tao am-ponosana izy ireo sy ny rainy dia samy raiki-tahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nandraraka ny tao anaty lasàkany izy ireo, ka indro ny fonosam-bolany samy teo anaty lasàkany avy. Nahita ny fonosam-bolany izy sy ny rainy, ka samy raiki-tahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nararak’izy ireo ny tao an-kitapony, dia indro samy am-ponosana tao an-kitapony avy ny volany. Ary rehefa nahita ireo vola voafono toy izany izy mbamin’ny rainy, dia samy raiki-tahotra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandraraka izay tao anatin'ny lasakany izy ireo, dia, indro, ny volany am-ponosana samy teo anatin'ny lasakany avy; ary rehefa nahita ny volany am-ponosana izy sy ny rainy, dia samy raiki-tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nandraraka izay tao anatin’ny lasakany izy ireo dia indro, ny volany dia tao am-ponosana samy tao anatin’ny lasakany avy. Nony nahita ny volany tao am-ponosana izy ireo sy ny rainy dia samy raiki-tahotra.
malagasy