Genesis 42:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba nalefan’i Jakoba niaraka tamin’ny rahalahiny i Benjamina rahalahin’i Josefa, fandrao, hoy izy, hisy loza hanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Benjamina rahalahin’i Josefa tsy mba nampandehanin’i Jakôba niaraka amin’ireo rahalahiny, fa hoy ny eritreriny: «Sao dia idiran-doza any izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nalefan’i Jakôba niaraka tamin’ireo rahalahiny kosa i Benjamîna zandrin’i Jôsefa, fa hoy izy hoe: «Sao misy loza hanjo azy any.»
Malagasy Bible 1865
Fa Benjamina, rahalahin'i Josefa, tsy mba nampandehanin'i Jakoba niaraka tamin'ny rahalahiny; fa hoy izy: Andrao hisy loza hanjo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba nalefan’i Jakoba niaraka tamin’ny rahalahiny i Benjamina rahalahin’i Josefa, fandrao, hoy izy, hisy loza hanjo azy.
malagasy
Fa Benjamina, rahalahin'i Josefa, tsy mba nampandehanin'i Jakoba niaraka tamin'ny rahalahiny; fa hoy izy: Andrao hisy loza hanjo azy.