Genesis 42:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Josefa no mpanapaka tamin’ny tany, sady izy no mpivaro-bary tamin’ny tompon-tany rehetra. Ary tonga ny rahalahin’i Josefa ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Josefa no mpanapaka ny tany ary izy no nivaro-bary tamin’ny tompon-tany rehetra. Nony tonga ny rahalahin’i Josefa dia niankohoka tamin’ny teo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôsefa no mpitondra ny tany Ejipta, ka izy no mpivaro-bary tamin’ireo olon’ny tany hafa rehetra. Koa tonga niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’i Jôsefa ireo rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa no mpanapaka ny tany, sady izy no mpivaro-bary tamin'ny tompon-tany rehetra; ary tonga ny rahalahin'i Josefa ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Josefa no mpanapaka tamin’ny tany, sady izy no mpivaro-bary tamin’ny tompon-tany rehetra. Ary tonga ny rahalahin’i Josefa ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.
malagasy
Ary Josefa no mpanapaka ny tany, sady izy no mpivaro-bary tamin'ny tompon-tany rehetra; ary tonga ny rahalahin'i Josefa ka niankohoka tamin'ny tany teo anatrehany.