Genesis 42:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatr’i Josefa ny rahalahiny fa izy ireo kosa dia tsy mba nahafantatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa i Josefa nahalala ireo rahalahiny, fa ireo no tsy nahalala azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fantatr’i Jôsefa ireto rahalahiny, fa izy ireo kosa tsy nahafantatra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatr’i Josefa ny rahalahiny fa izy ireo kosa dia tsy mba nahafantatra azy.
malagasy
Ary fantatr'i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy.