Genesis 42:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsaroan’i Josefa ireo nofiny momba azy ireo ka hoy izy taminy hoe: Mpitsikilo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroan’i Josefa tamin’izay ny nanofisany azy ireo, ka hoy izy taminy: «Mpisafo ianareo; hizaha ny toerana tsy mimanda amin’ny tany no nahatongavanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroan’i Jôsefa ny nofiny momba azy ireo, ka hoy indray izy hoe: –Mpitsikilo ianareo! Hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsaroan’i Josefa ireo nofiny momba azy ireo ka hoy izy taminy hoe: Mpitsikilo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!
malagasy
Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.