Genesis 43:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy ny mosary teo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihamafy ny mosary tamin’ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nanindry mafy tany Kanahàna ny mosary.
Malagasy Bible 1865
Ary mafy ny mosary teo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy ny mosary teo amin’ny tany.
malagasy
[Ny nandehanan'ny zanak'i Jakoba fanindroany, sy ny nizahan'i Josefa toetra azy] Ary mafy ny mosary teo amin'ny tany.