Genesis 43:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataon-dRalehilahy araka izay nandidian’i Josefa izany ka nampidiriny tao an-tranon’i Josefa izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon-dralehilahy izay nasain’i Josefa ataony; ary nampidiriny tao an-tranon’i Josefa ireo olona ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanterahin-dralehilahy ny baikon’i Jôsefa; ary nentiny tany an-tranon’i Jôsefa ireo,
Malagasy Bible 1865
Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian'i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon'i Josefa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataon-dRalehilahy araka izay nandidian’i Josefa izany ka nampidiriny tao an-tranon’i Josefa izy ireo.
malagasy
Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian'i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon'i Josefa ireo.