Genesis 43:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa izany dia nanatona an-dRalehilahy izay mpikarakara ny tao an-tranon’i Josefa izy ireo ka niteny taminy teo am-baravaran’ny trano hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona an-dralehilahy mpikarakara ny tranon’i Josefa izy ireo, ka niteny taminy teo am-baravaran’ny trano nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa teo am-baravarana izy ireo, dia nanatona an’ilay mpikarakara ny tao an-tranon’i Jôsefa ka niresaka taminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona an-dralehilahy, mpikarakara ny tao an-tranon'i Josefa, izy ka niteny taminy teo am-baravaran'ny trano nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa izany dia nanatona an-dRalehilahy izay mpikarakara ny tao an-tranon’i Josefa izy ireo ka niteny taminy teo am-baravaran’ny trano hoe:
malagasy
Dia nanatona an-dralehilahy, mpikarakara ny tao an-tranon'i Josefa, izy ka niteny taminy teo am-baravaran'ny trano nanao hoe: