Genesis 43:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa lanin’izy ireo ny vary izay nalainy tany Ejipta dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony efa tapitra nohaniny ny vary nalain’izy ireo tany Ejipta, dia hoy rainy taminy: «Mandehana indray mividy hanina kely ho antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa lany avokoa ny vary rehetra nentina avy tany Ejipta, dia hoy i Jakôba tamin’ireo zanany lahy: –Andeha indray ianareo miverina mividy sakafo ho antsika.
Malagasy Bible 1865
AryY rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa lanin’izy ireo ny vary izay nalainy tany Ejipta dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.
malagasy
AryY rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.