Genesis 43:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina. Nefa tsy fantatray izay nampiditra ny volanay tao anatin’ny lasakanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitondra vola hafa koa izahay hamidy hanina. Tsy fantatray izay nametraka ny volanay tao anaty lasàkanay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nitondra vola hafa koa izahay mba hividianana sakafo. Tsy fantatray izay namerina ny volanay tao anaty kitaponay.
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina: tsy fantatray izay nanao ny volanay tao anatin'ny lasakanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina. Nefa tsy fantatray izay nampiditra ny volanay tao anatin’ny lasakanay.
malagasy
Ary nitondra vola hafa koa eto an-tananay izahay hamidy hanina: tsy fantatray izay nanao ny volanay tao anatin'ny lasakanay.