Genesis 43:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandamina ny zavatra hatao fanomezana izy ireo mandra-piavin’i Josefa amin’ny mitataovovonana, fa reny fa eo no hisakafoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandamindamina ny zavatra hatolotra aloha izy ireo mandra-piavin’i Josefa, raha mby amin’ny mitatao vovonana, fa efa nilazana izy fa hoe hihinana ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanomana ny fanomezana ireo mandra-piavin’i Jôsefa tamin’ny antoandro, satria efa reny fa hiara-misakafo aminy eo izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandamina ny zavatra hateriny izy mandra-pihavin'i Josefa rehefa mitataovovonana ny andro; fa efa reny fa eo no hihinanany hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandamina ny zavatra hatao fanomezana izy ireo mandra-piavin’i Josefa amin’ny mitataovovonana, fa reny fa eo no hisakafoany.
malagasy
Dia nandamina ny zavatra hateriny izy mandra-pihavin'i Josefa rehefa mitataovovonana ny andro; fa efa reny fa eo no hihinanany hanina.