Genesis 43:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Joda tamin’Israely rainy: Ampandehano miaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika fa tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jodà nilaza tamin’i Israely rainy hoe: «Avelao handeha ny zaza hiaraka amiko, hiaingànay sy handehananay, mba samy ho velona isika fa tsy ho faty na izahay sy ianao, na ny zanatsika madinika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Joda kosa nanampy hoe: –Avelao, ry Dada, hiaraka amiko io zanakao io; fa tsy maintsy mandeha izahay, raha te ho velona fa tsy ho faty ianao sy ny tenanay ary ny fianakaviantsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Joda tamin'Isiraely rainy: Ampandehano hiaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika ka tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Joda tamin’Israely rainy: Ampandehano miaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika fa tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa.
malagasy
Ary hoy Joda tamin'Isiraely rainy: Ampandehano hiaraka amiko ny zaza, dia hiainga izahay ka handeha, mba ho velona isika ka tsy ho faty, dia izahay sy ianao ary ny zanatsika madinika koa.