Genesis 43:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no hiantoka azy; amin’ny tanako no handraisanao azy. Raha tsy tongako atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy dia ho meloka aminao amin’ny andro rehetra hiainako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no hiantoka azy; eo an-tanako no hitakianao azy. Raha tsy tafaveriko aty aminao izy, ka tsy tongako eto anatrehanao, dia ho meloka aminao, amin’ny andro rehetra hiainako aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no hiantoka azy ka azonao takîna amiko; fa raha tsy haveriko eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao mandritra ny androko rehetra aho.
Malagasy Bible 1865
Izaho no hiantoka azy; amin'ny tanako no handraisanao azy; raha tsy ho entiko atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao amin'ny andro rehetra hiainako aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no hiantoka azy; amin’ny tanako no handraisanao azy. Raha tsy tongako atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy dia ho meloka aminao amin’ny andro rehetra hiainako aho.
malagasy
Izaho no hiantoka azy; amin'ny tanako no handraisanao azy; raha tsy ho entiko atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao amin'ny andro rehetra hiainako aho;