Genesis 44:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ralehilahy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: Izay hahitana izany dia ho mpanompoko fa ianareo kosa dia tsy hanan-tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Aoka àry ho araka ny teninareo. Izay hahitana ny kôpy ho andevoko, fa ianareo sisa kosa dia afaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ralehilahy: –Eny àry, fa hotanako amin’ny teninareo ianareo; kanefa izay ahitana ny tsangambava ihany no ho tonga andevoko, fa ny sisa kosa dia ho afaka.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: izay hahitana izany dia ho andevoko; fa ianareo tsy hanan-tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ralehilahy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: Izay hahitana izany dia ho mpanompoko fa ianareo kosa dia tsy hanan-tsiny.
malagasy
Dia hoy izy: Aoka ary hatao araka ny teninareo: izay hahitana izany dia ho andevoko; fa ianareo tsy hanan-tsiny.