Genesis 44:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia samy nampidina haingana ny lasakany tamin’ny tany izy rehetra ka samy nanokatra ny lasakany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa samy nampidina faingana ny lasàkany tamin’ny tany izy ireo, dia samy nanokatra ny lasàkany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nampidina faingana ny kitapony tamin’ny tany avy izy ireo ary samy nanokatra ny azy.
Malagasy Bible 1865
Ary samy nampidina faingana ny lasakany tamin'ny tany izy, ka samy nanokatra ny lasakany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia samy nampidina haingana ny lasakany tamin’ny tany izy rehetra ka samy nanokatra ny lasakany avy.
malagasy
Ary samy nampidina faingana ny lasakany tamin'ny tany izy, ka samy nanokatra ny lasakany avy.