Genesis 44:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisava Ralehilahy ka tamin’ny lahimatoa no nanombohany ary tamin’ny faralahy no niafarany. Tao amin’ny lasakan’i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nikaroka ny mpikarakara nanomboka tamin’ny zokiny indrindra, dia niafara tamin’ny zandriny indrindra, ka hita tao amin’ny lasàkan’i Benjamina ilay kôpy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosavain-dralehilahy avokoa ny kitapo rehetra nanomboka tamin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra, ka tao amin’ny kitapon’i Benjamîna no nahitana ilay tsangambava.
Malagasy Bible 1865
Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin'ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin'ny faralahy no niafarany, ka tao amin'ny lasakan'i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisava Ralehilahy ka tamin’ny lahimatoa no nanombohany ary tamin’ny faralahy no niafarany. Tao amin’ny lasakan’i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.
malagasy
Dia nikaroka fatratra ralehilahy, ka tamin'ny lahimatoa no nanombohany, ary tamin'ny faralahy no niafarany, ka tao amin'ny lasakan'i Benjamina no nahitana ilay kapoaka.