Genesis 44:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary samy nandriatra ny fitafiany izy dia nampiakatra ny entany tamin’ny borikiny avy ka niverina ho any an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notriarin’izy ireo ny fitafiany; natainginy tamin’ny ampondra ny entany, dia niverina nankany an-tanàna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nandriatra ny fitafiany izy ary samy namatratra ny entany teny amin’ny borikiny avy, dia niverina ho ao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary samy nandriatra ny fitafiany izy, dia nanaingina ny entany tamin'ny borikiny avy ka niverina ho any an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary samy nandriatra ny fitafiany izy dia nampiakatra ny entany tamin’ny borikiny avy ka niverina ho any an-tanàna.
malagasy
Ary samy nandriatra ny fitafiany izy, dia nanaingina ny entany tamin'ny borikiny avy ka niverina ho any an-tanàna.