Genesis 44:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra tao an-tranon’i Josefa i Joda sy ny rahalahiny, fa mbola tao izy ka nidaboka tamin’ny tany teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jodà sy ireo rahalahiny dia tonga tao an-tranon’i Josefa, fa mbola tao ihany izy, ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao an-tranon’i Jôsefa i Joda sy ireo rahalahiny, fa mbola tratra tao izy. Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon'i Josefa (fa mbola tao izy), dia nidaboka tamin'ny tany teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra tao an-tranon’i Josefa i Joda sy ny rahalahiny, fa mbola tao izy ka nidaboka tamin’ny tany teo anatrehany.
malagasy
Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon'i Josefa (fa mbola tao izy), dia nidaboka tamin'ny tany teo anatrehany.