Genesis 44:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Josefa taminy: Ahoana izao zavatra nataonareo izao? Tsy fantatrareo va fa izay lehilahy toa ahy dia mahay mamantatra zavatra tokoa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Josefa taminy: «Ahoana izao zavatra nataonareo izao? Tsy fantatrareo va fa ny lehilahy toa ahy izao dia hahavinany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jôsefa taminy: –Ahoana no nanaovanareo izao zavatra izao? Tsy fantatrareo angaha fa ny lehilahy toa ahy izao dia mahay mamanta-javatra?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa taminy: Ahoana izao zavatra nataonareo izao? tsy fantatrareo va fa izay lehilahy tahaka ahy dia mahay mamantatra zavatra tokoa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Josefa taminy: Ahoana izao zavatra nataonareo izao? Tsy fantatrareo va fa izay lehilahy toa ahy dia mahay mamantatra zavatra tokoa?
malagasy
Ary hoy Josefa taminy: Ahoana izao zavatra nataonareo izao? tsy fantatrareo va fa izay lehilahy tahaka ahy dia mahay mamantatra zavatra tokoa?