Genesis 44:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy i Josefa: Sanatria ahy ny hahavita izany! Izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho mpanompoko fa ianareo kosa dia miakara soa amantsara ho any amin’ny rainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Josefa: «Sanatria ahy ny hanao izany. Izay olona nahitana ny kôpiko no ho andevoko, fa ianareo, miakara soa aman-tsara ho any amin-drainareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jôsefa hoe: –Tsia, sanatria ahy ny hanao izany! Ny olona izay nahitana ny tsangambava ihany no ho andevoko; ianareo kosa modia soa aman-tsara any amin’ny rainareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany! izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho andevoko; fa ianareo kosa dia miakara soa aman-tsara ho any amin'ny rainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy i Josefa: Sanatria ahy ny hahavita izany! Izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho mpanompoko fa ianareo kosa dia miakara soa amantsara ho any amin’ny rainareo.
malagasy
Nefa hoy Josefa: Sanatria ahy ny hanao izany! izay lehilahy nahitana ny kapoaka tao aminy ihany no ho andevoko; fa ianareo kosa dia miakara soa aman-tsara ho any amin'ny rainareo.