Genesis 44:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona azy i Joda ka niteny hoe: Azafady, tompokolahy, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eto anatrehan’i tompokolahy, ary aoka tsy mba hirehitra amin’ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an’i Farao ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay i Jodà nanatona an’i Josefa ka nanao hoe: «Mihanta aminao aho, tompokolahy, mba hahazo lalana sy mpanomponao hiteny indraimbava eto anatrehan’ny tompoko, ka aoka tsy hirehitra amin’ny mpanomponao ny fahatezeranao, fa sahala amin’i Faraôna ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona azy i Joda ka nanao hoe: –Tompokolahy ô, ianao no mitovy amin’ny Farao. Koa azafady, tompoko, raha mba hiteny kely aminao aho ary aoka tsy ho tezitra ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona azy Joda ka nanao hoe: Mba henoy kely aho, tompokolahy, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eto anatrehan'itompokolahy, ary aoka tsy mba hirehitra amin'ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an'i Farao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona azy i Joda ka niteny hoe: Azafady, tompokolahy, aoka ny mpanomponao handaha-teny kely eto anatrehan’i tompokolahy, ary aoka tsy mba hirehitra amin’ny mpanomponao ny fahatezeranao; fa tahaka an’i Farao ianao!
malagasy