Genesis 44:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’ny mpanomponao ianao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan’ny masoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao nilaza tamin’ny mpanomponao hoe: ‹Ento midina aty amiko izy mba ho hitan’ny masoko.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza taminay ianao hoe: «Ento aty amiko izy, fa tiako ho hita.»
Malagasy Bible 1865
Ary ianao nanao tamin'ny mpanomponao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan'ny masoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’ny mpanomponao ianao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan’ny masoko.
malagasy
Ary ianao nanao tamin'ny mpanomponao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan'ny masoko.