Genesis 44:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izahay tamin’Itompokolahy: Tsy mahazo misaraka amin’ny rainy ny zazalahy; fa raha misaraka amin’ny rainy izy dia ho faty ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny tompoko izahay nanao hoe: ‹Tsy mahazo misaraka amin-drainy ilay zaza; fa raha ilaozan’izay ny rainy dia ho faty tokoa.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanazava taminao izahay, tompoko, fa tsy afaka mandao an-drainy ny zaza; fa raha ilaozany ny rainy, dia ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izahay tamin'itompokolahy: Ny zazalahy tsy mahazo misaraka amin-drainy; fa raha misaraka amin-drainy izy, dia ho faty rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izahay tamin’Itompokolahy: Tsy mahazo misaraka amin’ny rainy ny zazalahy; fa raha misaraka amin’ny rainy izy dia ho faty ny rainy.
malagasy
Ary hoy izahay tamin'itompokolahy: Ny zazalahy tsy mahazo misaraka amin-drainy; fa raha misaraka amin-drainy izy, dia ho faty rainy.