Genesis 44:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ianao tamin’ny mpanomponao: Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ianao tamin’ny mpanomponao: ‹Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo, tsy hahita ny tavako intsony ianareo.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nilaza taminay ianao fa tsy handray anay intsony, raha tsy tonga miaraka aminay ny zandrinay faralahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ianao tamin'ny mpanomponao: Raha tsy hiara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ianao tamin’ny mpanomponao: Raha tsy miara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo.
malagasy
Ary hoy ianao tamin'ny mpanomponao: Raha tsy hiara-midina aminareo ny zandrinareo faralahy, dia tsy hahita ny tavako intsony ianareo.