Genesis 44:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa tafakatra tany amin’ny mpanomponao raiko izahay dia nambaranay azy ny tenin’Itompokolahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka rehefa tafakatra tany amin’ikaky mpanomponao izahay, dia nambaranay azy ny tenin’ny tompoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tany amin’i dada mpanomponao àry izahay, tompoko, ka nitatitra taminy ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafakatra tany amin'ny mpanomponao raiko izahay, dia nambaranay azy ny tenin'itompokolahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa tafakatra tany amin’ny mpanomponao raiko izahay dia nambaranay azy ny tenin’Itompokolahy.
malagasy
Ary rehefa tafakatra tany amin'ny mpanomponao raiko izahay, dia nambaranay azy ny tenin'itompokolahy.