Genesis 44:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny rainay: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony avy izay nilazan’ikaky taminay hoe: ‹Mandehana indray mividiana hanina kely ho antsika;›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa nilaza taminay ny rainay mba hiverina hividy sakafo,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny rainay: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny rainay: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.
malagasy
Dia hoy ny rainay: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.