Genesis 44:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dRalehilahy izahay raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao no navalinay: ‹Tsy mahazo midina izahay; fa raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy vao hidina izahay; satria tsy mahazo mahita tava an-dralehilahy akory izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nitenenanay hoe: «Tsy afaka mankany izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy; fa raha tsy midina miaraka aminay izy, dia tsy afaka handray anay ilay tompon’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha hiaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dralehilahy izahay raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izahay: Tsy sahy hidina izahay; nefa raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy dia hidina ihany izahay; fa tsy mahazo mahita ny tavan-dRalehilahy izahay raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.
malagasy