Genesis 44:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko dia niteraka roa lahy tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ikaky mpanomponao taminay: ‹Fantatrareo fa roa lahy no nateraky ny vadiko tamiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i dada mpanomponao hoe: «Fantatrareo tsara fa roa lahy ihany no zanakay sy i Rahely vadiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko dia niteraka roa lahy tamiko.
malagasy
Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko;