Genesis 44:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa niala tamiko ny iray ka hoy aho: Tena voaviraviran’ny biby izy ka tsy hitako mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny iray efa lasa tafasaraka tamiko, ka hoy aho hoe: Tsy maintsy ho voaviraviram-biby izy, satria tsy hitako intsony mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray dia niala teto amiko; ary heveriko fa lanin’ny bibidia tokoa izy, satria tsy hitako intsony mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
fa lasa niala tamiko ny anankiray, ka hoy izaho: Voaviraviram-biby tokoa izy; ary tsy mbola hitako mandraka ankehitriny izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa niala tamiko ny iray ka hoy aho: Tena voaviraviran’ny biby izy ka tsy hitako mandraka ankehitriny.
malagasy
fa lasa niala tamiko ny anankiray, ka hoy izaho: Voaviraviram-biby tokoa izy; ary tsy mbola hitako mandraka ankehitriny izy;