Genesis 44:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha halainareo hiala amiko koa ity ka hisy loza hanjo azy dia hampidininareo any amin’ny fitoeran’ny maty amim-pahoriana ny volofotsiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ity iray, raha alainareo koa, ka mahita loza any, dia hampidininareo any amin’ny fonenan’ny maty amin’alahelo, ny voloko fotsy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa dia tadiavinareo halaina amiko indray ity ny anankiray. Raha hiharan-doza izy, dia ianareo no hahatonga ity tenako efa antitra ity ho difotr’alahelo hankany amin’ny toeran’ny maty.»
Malagasy Bible 1865
ary raha halainareo hiala eto anoloako koa ity, ka hisy loza hanjo azy koa, dia hampidininareo any amin'ny fiainan-tsi-hita amim-pahoriana ny volo fotsiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha halainareo hiala amiko koa ity ka hisy loza hanjo azy dia hampidininareo any amin’ny fitoeran’ny maty* amim-pahoriana ny volofotsiko.
malagasy
ary raha halainareo hiala eto anoloako koa ity, ka hisy loza hanjo azy koa, dia hampidininareo any amin'ny fiainan-tsi-hita amim-pahoriana ny volo fotsiko.