Genesis 44:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao nazava ny andro dia nalefa handeha ry zareo sy ny borikiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina vao nazava ny andro, dia nalefany handeha ny olona sy ny ampondrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso vao mangiran-dratsy, dia navela handeha ireo lehilahy ireo mbamin’ny borikiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nazava ny andro, dia nampandehanina ireo lehilahy ireo, dia izy sy ny borikiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao nazava ny andro dia nalefa handeha ry zareo sy ny borikiny.
malagasy
Ary raha vao nazava ny andro, dia nampandehanina ireo lehilahy ireo, dia izy sy ny borikiny.