Genesis 44:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, raha tonga any amin’ny mpanomponao raiko aho ka tsy tafaraka aminay ny zaza, nefa ny ainy mifamatotra amin’ny ain’io,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny raha hiverina any amin’ny mpanomponao aho, any amin’ikaky, nefa tsy hiaraka aminay ny zaza, nefa nifaningotra aina amin’ny zaza izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny ahoana no hodiako any amin’i dada, kanefa tsy miaraka aminay io zatovo io? Fa ny ain’i dada dia miankina amin’ny ain’io zatovo io;
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, raha tonga any amin'ny mpanomponao raiko aho, ka tsy tafaraka aminay ny zaza (fa ny ainy mifamatotra amin'ny ain'ny zaza),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, raha tonga any amin’ny mpanomponao raiko aho ka tsy tafaraka aminay ny zaza, nefa ny ainy mifamatotra amin’ny ain’io,
malagasy
Koa ankehitriny, raha tonga any amin'ny mpanomponao raiko aho, ka tsy tafaraka aminay ny zaza (fa ny ainy mifamatotra amin'ny ain'ny zaza),