Genesis 44:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa raha hitany fa tsy eo ny zaza, dia ho faty izy; ary ny mpanomponao dia hampidina ny volofotsin’ny mpanomponao rainay ho any amin’ny fitoeran’ny maty amin’alahelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha vao hitany fa tsy eo ny zaza dia ho faty izy; izahay mpanomponao izany, no hampidina amin’alahelo ny volofotsin-drainay, mpanomponao, any amin’ny fonenan’ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa rehefa mahita azy tsy tafaverina izy, dia ho faty ka izahay mpanomponao no hahatonga io rainay efa antitra io ho difotr’alahelo hankany amin’ny toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
koa raha hitany fa tsy eo ny zaza, dia ho faty izy; ary ny mpanomponao hampidina ny volo fotsin'ny mpanomponao rainay ho any amin'ny fiainan-tsi-hita amin'alahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa raha hitany fa tsy eo ny zaza, dia ho faty izy; ary ny mpanomponao dia hampidina ny volofotsin’ny mpanomponao rainay ho any amin’ny fitoeran’ny maty amin’alahelo.
malagasy
koa raha hitany fa tsy eo ny zaza, dia ho faty izy; ary ny mpanomponao hampidina ny volo fotsin'ny mpanomponao rainay ho any amin'ny fiainan-tsi-hita amin'alahelo.