Genesis 44:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanomponao dia niantoka ny zaza tamin’ny raiko ka niteny hoe: Raha tsy tongako atỳ aminao izy dia ho meloka amin’ny raiko amin’ny andro rehetra hiainako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny mpanomponao no efa niantoka ny zaza tamin’ikaky, nanao hoe: ‹Raha tsy tafaveriko aty aminao izy, dia ho meloka amin’ny raiko mandrakizay aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho mpanomponao no niantoka io zatovo io tamin’ny raiko ka nanao hoe: «Raha tsy tafaveriko aminao izy, dia ho meloka amin’i dada mandritra ny androko rehetra aho.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanomponao efa niantoka ny zaza tamin'ny raiko ka nanao hoe: Raha tsy ho entiko atỳ aminao izy, dia ho meloka amin'ny raiko amin'ny andro rehetra hiainako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanomponao dia niantoka ny zaza tamin’ny raiko ka niteny hoe: Raha tsy tongako atỳ aminao izy dia ho meloka amin’ny raiko amin’ny andro rehetra hiainako aho.
malagasy
Fa ny mpanomponao efa niantoka ny zaza tamin'ny raiko ka nanao hoe: Raha tsy ho entiko atỳ aminao izy, dia ho meloka amin'ny raiko amin'ny andro rehetra hiainako aho.