Genesis 44:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hataoko ahoana no fiakatra any amin’ny raiko raha tsy miaraka amiko ny zaza? Fandrao hahita izay loza hanjo ny raiko aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko ahoana no fiakatra any amin’ny raiko, raha tsy miaraka amiko ny zaza? Aza hitako anie izany alahelo hanjò an’ikaky izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy afaka hiverina any amin’i dada aho, raha tsy miaraka amin’io zatovo io satria tsy ho zakako ny hahita an’i dada hiharan-doza.
Malagasy Bible 1865
Fa hataoko ahoana no fiakatra any amin'ny raiko, raha tsy hiaraka amiko ny zaza? fandrao hahita izay loza hanjo ny raiko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hataoko ahoana no fiakatra any amin’ny raiko raha tsy miaraka amiko ny zaza? Fandrao hahita izay loza hanjo ny raiko aho!
malagasy
Fa hataoko ahoana no fiakatra any amin'ny raiko, raha tsy hiaraka amiko ny zaza? fandrao hahita izay loza hanjo ny raiko aho.