Genesis 44:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy iny va ilay kapoaka fisotroan’ny tompoko sy famantarany zavatra? Ratsy izao nataonareo izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy iny kôpy iny va no fisotroan’ny tompoko, ka entiny maminany? Ratsy izany nataonareo izany.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no nangalarinareo ny tsangambava izay fisotroan’ny tompoko sy fanaovany sikidy? Ratsy izao nataonareo izao!»
Malagasy Bible 1865
Tsy iny va no fisotroan'ny tompoko sy famantarany zavatra? ratsy izao nataonareo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy iny va ilay kapoaka fisotroan’ny tompoko sy famantarany zavatra? Ratsy izao nataonareo izao!
malagasy
Tsy iny va no fisotroan'ny tompoko sy famantarany zavatra? ratsy izao nataonareo izao.