Genesis 44:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahatratra azy ireo Ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tratran’ny mpikarakara izy ireo dia nilazany an’izany teny izany, ka izao no navaliny azy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahatratra ireo rahalahin’i Jôsefa ralehilahy ka namerina taminy ireo teny ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahatratra azy ireo Ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
malagasy
Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.