Genesis 44:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo taminy: Nahoana ny tompokolahy no dia miteny toy izany? Sanatria amin’ny mpanomponao ny hahavita zavatra toy izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nahoana re, Tompokolahy, no dia manao izany ianao? Sanatria amin’ny mpanomponao mihitsy izay hanao izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary namaly izy mirahalahy avy ka nanao hoe: –Ahoana no ahazoanao miampanga anay toy izany, tompoko? Tsy ho sahy nanao izany zavatra izany na oviana na oviana izahay mpanomponao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy ireo taminy: Nahoana itompokolahy no dia miteny toy izany? Sanatria amin'ny mpanomponao ny hanao zavatra toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo taminy: Nahoana ny tompokolahy no dia miteny toy izany? Sanatria amin’ny mpanomponao ny hahavita zavatra toy izany!
malagasy
Ary hoy izy ireo taminy: Nahoana itompokolahy no dia miteny toy izany? Sanatria amin'ny mpanomponao ny hanao zavatra toy izany.