Genesis 44:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan’ny lasakanay aza naverinay tatỳ aminao indray, avy tany amin’ny tany Kanana; koa hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena avy ao amin’ny tranon’ny tomponao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa ny vola hitanay teo am-bava-lasàkanay dia nentinay taminao avy amin’ny tany Kanaana, ka dia hataonay ahoana no fangalatra vola fotsy na volamena ao an-tranon’ny tomponao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny vola izay hitanay tao am-bavan’ny kitapom-bary aza nentinay niverina avy any Kanahàna ho atỳ aminao. Koa ahoana no hangalaranay izay volafotsy na volamena avy ao an-tranon’ny tomponao?
Malagasy Bible 1865
Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan'ny lasakanay aza naverinay indray tatỳ aminao avy tany amin'ny tany Kanana; ka hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena ao amin'ny tranon'ny tomponao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro fa ny vola izay hitanay teo am-bavan’ny lasakanay aza naverinay tatỳ aminao indray, avy tany amin’ny tany Kanana; koa hataonay ahoana no fangalatra volafotsy na volamena avy ao amin’ny tranon’ny tomponao?
malagasy