Genesis 44:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay iray amin’ny mpanomponao hahitana izany dia aoka hovonoina ary izahay kosa dia ho mpanompon’Itompokolahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay anankiray amin’ny mpanomponao hahitana izany kôpy izany dia aoka hovonoina; ary na ny tenanay aza dia aoka ho andevon’itompokolahy koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay ahitana izany aminay mpanomponao dia hatao maty; ary izahay kosa handevozinao, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Izay anankiray amin'ny mpanomponao hahitana izany, dia aoka hovonoina izy, ary izahay kosa dia ho andevon'itompokolahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay iray amin’ny mpanomponao hahitana izany dia aoka hovonoina ary izahay kosa dia ho mpanompon’Itompokolahy.
malagasy
Izay anankiray amin'ny mpanomponao hahitana izany, dia aoka hovonoina izy, ary izahay kosa dia ho andevon'itompokolahy.